Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 1:44 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpanjaka efa naniraka an'i Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany sy Benaia, zanak'i Joiada, ary ny miaramila mpiambina andriana hiaraka aminy, ka nampitaingenin'ireo ny ampondravavin'ny mpanjaka izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 1

Jereo 1 Mpanjaka 1:44 amin'ny teny manodidina.