Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 1:43 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Jonatana niteny ka nanao tamin'i Adonia hoe: Tsia, tsy izany tsy akory, fa Davida mpanjaka tompontsika efa nanangana an'i Solomona tokoa ho mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 1

Jereo 1 Mpanjaka 1:43 amin'ny teny manodidina.