Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 7:3 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Ataovy tsara ny lalanareo sy ny ataonareo, dia hamponeniko amin'ity tany ity ianareo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 7

Jereo Jeremia 7:3 amin'ny teny manodidina.