Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 7:2 Malagasy Bible (MG1865)

Mitsangana eo am-bavahadin'ny tranon'i Jehovah, ary torio eo izao teny izao, ka ataovy hoe: Mihainoa ny tenin'i Jehovah ianareo, ry Joda rehetra, izay miditra amin'ireto vavahady ireto mba hiankohoka eo anatrehan'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 7

Jereo Jeremia 7:2 amin'ny teny manodidina.