Dia nandry Amnona ka nody marary; ary nony avy mamangy azy ny mpanjaka, dia hoy izy taminy: Trarantitra ianao, aoka Tamara anabaviko hankatį»³ hanao mofo roa ho ahy eto imasoko hihinanako ny avy eny an-tànany.