Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Titosy 3:11-14 Malagasy Bible (MG1865)

11. satria fantatrao fa voavadika izay manao izany ka sady manota no manamelo-tena koa.

12. Rehefa maniraka an'i Artema ny Tykiko ho atỳ aminao aho, dia mazotoa hankany amiko any Nikopolia ianao, fa mikasa handany ny ririnina any aho.

13. Mazotoa hamoaka an'i Zena mpahay lalàna sy Apolosy, mba tsy hisy zavatra hilainy.

14. Ary aoka ny antsika koa hianatra hanao asa tsara hahazoany izay ilainy, fandrao tsy hisy vokatra izy.

Vakio ny toko manontolo Titosy 3