Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Romana 8:30 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izay notendreny no nantsoiny koa; ary izay nantsoiny no nohamarininy koa; ary izay nohamarininy no nomeny voninahitra koa.

Vakio ny toko manontolo Romana 8

Jereo Romana 8:30 amin'ny teny manodidina.