Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Romana 8:3 Malagasy Bible (MG1865)

Fa izay tsy hain'ny lalàna, satria ny nofo no nahalemy azy, dia vitan'Andriamanitra tamin'izy naniraka ny Zanany, naka ny endriky ny nofo ota sy ny amin'ny ota, ka nanameloka ny ota tao amin'ny nofo,

Vakio ny toko manontolo Romana 8

Jereo Romana 8:3 amin'ny teny manodidina.