Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Romana 8:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha zanaka, dia mpandova; eny, sady mpandova an'Andriamanitra no mpiray lova amin'i Kristy koa, raha miara-miaritra aminy isika mba hiara-manam-boninahitra aminy koa.

Vakio ny toko manontolo Romana 8

Jereo Romana 8:17 amin'ny teny manodidina.