Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Romana 8:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha ny Fanahin'izay nanangana an'i Jesosy tamin'ny maty no mitoetra ao anatinareo, dia Izay nanangana an'i Kristy Jesosy tamin'ny maty no hamelona ny tenanareo mety maty amin'ny Fanahiny, Izay mitoetra ao anatinareo.

Vakio ny toko manontolo Romana 8

Jereo Romana 8:11 amin'ny teny manodidina.