Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Romana 7:3 Malagasy Bible (MG1865)

Koa raha mbola velona ny lahy, ka manambady olon-kafa ravehivavy, dia hatao hoe mpijangajanga izy; fa raha maty kosa ny lahy, dia afaka amin'izany lalàna izany izy ka tsy mba mpijangajanga, na dia manambady olon-kafa aza.

Vakio ny toko manontolo Romana 7

Jereo Romana 7:3 amin'ny teny manodidina.