Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Romana 5:17 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha ny fahadisoan'ny olona anankiray no nanjakan'ny fahafatesana noho ny nataon'ny anankiray, mainka izay mahazo ny haben'ny fahasoavana sy ny fanomezan'ny fahamarinana no hanjaka amin'ny fiainana noho ny nataon'ny Anankiray, dia Jesosy Kristy.

Vakio ny toko manontolo Romana 5

Jereo Romana 5:17 amin'ny teny manodidina.