Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Romana 5:15 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa tsy tahaka ny fahadisoana ny fanomezam-pahasoavana. Fa raha ny fahadisoan'ny anankiray no nahatonga fahafatesana ho an'ny maro, mainka ny fahasoavan'Andriamanitra sy ny fanomezana amin'ny fahasoavan'ny olona iray, dia Jesosy Kristy, no tonga be ho an'ny maro kosa.

Vakio ny toko manontolo Romana 5

Jereo Romana 5:15 amin'ny teny manodidina.