Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Romana 5:12 Malagasy Bible (MG1865)

Koa izany dia tahaka ny nidiran'ny ota avy tamin'ny olona iray ho amin'izao tontolo izao, ary ny ota no nidiran'ny fahafatesana, ka nahatratra ny olona rehetra ny fahafatesana, satria samy efa nanota izy rehetra;

Vakio ny toko manontolo Romana 5

Jereo Romana 5:12 amin'ny teny manodidina.