Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Romana 4:13 Malagasy Bible (MG1865)

Fa tsy lalàna, fa fahamarinana amin'ny finoana, no nahazoan'i Abrahama sy ny taranany ny teny fikasana ho mpandova izao tontolo izao izy.

Vakio ny toko manontolo Romana 4

Jereo Romana 4:13 amin'ny teny manodidina.