Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Romana 3:27 Malagasy Bible (MG1865)

Aiza ary ny fireharehana? Efa foana izany. Amin'ny lalàna manao ahoana? amin'ny lalàn'ny asa va? Tsia; fa amin'ny lalàn'ny finoana.

Vakio ny toko manontolo Romana 3

Jereo Romana 3:27 amin'ny teny manodidina.