Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Romana 2:1 Malagasy Bible (MG1865)

Koa amin'izany dia tsy manan-kalahatra ianao, ralehilahy, na zovy na zovy ianao izay mitsara; fa izay itsaranao ny sasany no anamelohanao ny tenanao koa, fa ianao izay mitsara aza dia mba manao izany ihany koa.

Vakio ny toko manontolo Romana 2

Jereo Romana 2:1 amin'ny teny manodidina.