Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Romana 16:17 Malagasy Bible (MG1865)

Fa izaho mananatra anareo, ry rahalahy, mba hitandrina ny amin'izay mahatonga ny fisarahana sy ny fahatafintohinana tsy araka ny fampianarana efa nianaranareo; mialà amin'ireny olona ireny.

Vakio ny toko manontolo Romana 16

Jereo Romana 16:17 amin'ny teny manodidina.