Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Romana 15:18 Malagasy Bible (MG1865)

Fa tsy sahiko lazaina izay zavatra tsy nampanaovin'i Kristy ahy, na tamin'ny teny, na tamin'ny asa, mba hampanaiky ny jentilisa,

Vakio ny toko manontolo Romana 15

Jereo Romana 15:18 amin'ny teny manodidina.