Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Romana 15:16 Malagasy Bible (MG1865)

mba ho mpanompon'i Kristy Jesosy ho an'ny jentilisa aho ka manao fanompoam-pivavahana amin'ny itoriako ny filazantsaran'Andriamanitra, mba horaisina amin'ny fankasitrahana ny fanatitra, dia ny jentilisa, rehefa nohamasinin'ny Fanahy Masina.

Vakio ny toko manontolo Romana 15

Jereo Romana 15:16 amin'ny teny manodidina.