Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Romana 15:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Andriamanitry ny fanantenana anie hameno anareo amin'ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra amin'ny finoanareo, mba hitomboanareo amin'ny fanantenana noho ny herin'ny Fanahy Masina.

Vakio ny toko manontolo Romana 15

Jereo Romana 15:13 amin'ny teny manodidina.