Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Romana 14:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ny mitandrina ny andro dia mitandrina izany ho an'ny Tompo. Ary ny mihinana dia mihinana ho an'ny Tompo, satria misaotra an'Andriamanitra izy; ary ny tsy mihinana kosa dia tsy mihinana ho an'ny Tompo, sady misaotra an'Andriamanitra koa izy.

Vakio ny toko manontolo Romana 14

Jereo Romana 14:6 amin'ny teny manodidina.