Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Romana 13:4 Malagasy Bible (MG1865)

fa mpanompon'Andriamanitra izy hahatsara anao. Fa raha ratsy kosa no nataonao, dia matahora'fa tsy entiny foana tsy akory ny sabatra; fa mpanompon'Andriamanitra izy, dia mpamaly handatsaka fahatezerana amin'izay manao ratsy.

Vakio ny toko manontolo Romana 13

Jereo Romana 13:4 amin'ny teny manodidina.