Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Romana 11:11 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy izaho: Sao dia tafintohina ho lavo anie ny Isiraely? Sanatria izany! fa ny fahatafintohinany no nahatonga famonjena ho an'ny jentilisa mba hampialona azy.

Vakio ny toko manontolo Romana 11

Jereo Romana 11:11 amin'ny teny manodidina.