Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Romana 1:8 Malagasy Bible (MG1865)

Voalohany, misaotra an'Andriamanitro amin'ny alalan'i Jesosy Kristy aho noho ny aminareo rehetra, satria efa re eran'izao tontolo izao ny lazan'ny finoanareo.

Vakio ny toko manontolo Romana 1

Jereo Romana 1:8 amin'ny teny manodidina.