Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Romana 1:27 Malagasy Bible (MG1865)

ary tahaka izany koa ny lehilahy, fa namela ny fanao amin'ny vehivavy izy ka maimay tamin'ny fifampilany samy lehilahy nifanao izay mahamenatra, dia nandray tao amin'ny tenany ny valiny izay tokony ho azy noho ny fiviliany.

Vakio ny toko manontolo Romana 1

Jereo Romana 1:27 amin'ny teny manodidina.