Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Romana 1:20 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ny fombany tsy hita, dia ny heriny mandrakizay sy ny mah'Andriamanitra Azy, dia miseho hatramin'ny nanaovana izao tontolo izao, fa fantatra amin'ny zavatra nataony; ka dia tsy manan-kalahatra ireo;

Vakio ny toko manontolo Romana 1

Jereo Romana 1:20 amin'ny teny manodidina.