Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 9:6 Malagasy Bible (MG1865)

Fa mba ho fantatrareo fa ny Zanak'olona manana fahefana eto ambonin'ny tany hamela heloka (dia hoy Izy tamin'ilay mararin'ny paralysisa): Mitsangàna, betao ny fandrianao, ka modia any an-tranonao.

Vakio ny toko manontolo Matio 9

Jereo Matio 9:6 amin'ny teny manodidina.