Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 9:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Jesosy taminy: Moa mahay misaona va ny havan'ny mpampakatra, raha mbola ao aminy ihany ny mpampakatra? fa ho avy ny andro izay hanesorana ny mpampakatra hiala aminy, dia amin'izay vao hifady izy.

Vakio ny toko manontolo Matio 9

Jereo Matio 9:15 amin'ny teny manodidina.