Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 8:9 Malagasy Bible (MG1865)

Fa izaho koa mba lehilahy manan-dehibe ihany ka manana miaramila izay feheziko; ary raha hoy izaho amin'ny anankiray: Mandehana, dia mandeha izy; ary amin'ny anankiray koa: Avia, dia avy izy; ary amin'ny andevolahiko: Ataovy izao, dia manao izy.

Vakio ny toko manontolo Matio 8

Jereo Matio 8:9 amin'ny teny manodidina.