Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 7:22 Malagasy Bible (MG1865)

Maro no hanao amiko amin'izany andro izany hoe: Tompoko, Tompoko, tsy efa naminany tamin'ny anaranao va izahay? ary tsy efa namoaka demonia tamin'ny anaranao va izahay? Ary tsy efa nanao asa lehibe maro tamin'ny anaranao va izahay?

Vakio ny toko manontolo Matio 7

Jereo Matio 7:22 amin'ny teny manodidina.