Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 6:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary noho izany dia lazaiko aminareo hoe: Aza manahy ny amin'ny ainareo, dia izay hohaninareo na izay hosotroinareo, na ny amin'ny tenanareo, dia izay hotafinareo. Moa ny aina tsy mihoatra noho ny hanina va, ary ny tena noho ny fitafiana?

Vakio ny toko manontolo Matio 6

Jereo Matio 6:25 amin'ny teny manodidina.