Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 6:18 Malagasy Bible (MG1865)

mba tsy ho hitan'ny olona fa mifady, fa ho hitan'ny Rainao, Izay ao amin'ny mangingina; ary ny Rainao, Izay mahita ao amin'ny mangingina, no hamaly anao.

Vakio ny toko manontolo Matio 6

Jereo Matio 6:18 amin'ny teny manodidina.