Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 6:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha mifady hanina ianareo, aza mety ho tahaka ny mpihatsaravelatsihy, izay malahelo tarehy; fa mampisotisoty ny tavany izy mba ho hitan'ny olona fa mifady. Lazaiko aminareo marina tokoa fa efa azony ny valim-pitiany.

Vakio ny toko manontolo Matio 6

Jereo Matio 6:16 amin'ny teny manodidina.