Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 5:46 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona no valim-pitia azonareo? Moa na dia ny mpamory hetra aza tsy mba manao izany koa va?

Vakio ny toko manontolo Matio 5

Jereo Matio 5:46 amin'ny teny manodidina.