Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 5:32 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Izay rehetra misaotra ny vadiny afa-tsy noho ny fijangajangana ihany dia mampijangajanga azy; ary na zovy na zovy no manambady izay voasaotra, dia mijangajanga.

Vakio ny toko manontolo Matio 5

Jereo Matio 5:32 amin'ny teny manodidina.