Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 5:29 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha ny masonao ankavanana no manafintohina anao, dia esory hiala iny, ka ario ho afaka aminao; fa mahasoa anao na dia very aza ny iray momba ny tenanao, ka tsy ny tenanao rehetra no hariana any amin'ny helo.

Vakio ny toko manontolo Matio 5

Jereo Matio 5:29 amin'ny teny manodidina.