Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 5:25 Malagasy Bible (MG1865)

Mihavàna faingana amin'ilay manana ady aminao, raha mbola miara-dia aminy ianao, fandrao ilay manana ady aminao hanolotra anao amin'ny mpitsara, ary ny mpitsara kosa hanolotra anao amin'ny mpamatotra, ka hatao ao an-tranomaizina ianao.

Vakio ny toko manontolo Matio 5

Jereo Matio 5:25 amin'ny teny manodidina.