Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 5:16 Malagasy Bible (MG1865)

Aoka hazava eo imason'ny olona toy izany koa ny fahazavanareo, mba hahitany ny asa soa ataonareo ka hankalazany ny Rainareo Izay any an-danitra.

Vakio ny toko manontolo Matio 5

Jereo Matio 5:16 amin'ny teny manodidina.