Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 5:13 Malagasy Bible (MG1865)

Hianareo no fanasin'ny tany; fa raha ny fanasina no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy? Tsy misy heriny hanaovana na inona na inona intsony izy, fa hariana any ivelany ka hohitsahin'ny olona.

Vakio ny toko manontolo Matio 5

Jereo Matio 5:13 amin'ny teny manodidina.