Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 4:6 Malagasy Bible (MG1865)

dia nanao taminy hoe: Raha Zanak'Andriamanitra Hianao, mianjerà any ambany any; fa voasoratra hoe: Izy handidy ny anjeliny ny aminao; Ary eny an-tànany no hitondran'ireo Anao, fandrao ho tafintohina amin'ny vato ny tongotrao (Sal. 91. 11, 12).

Vakio ny toko manontolo Matio 4

Jereo Matio 4:6 amin'ny teny manodidina.