Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 4:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary niely eran'i Syria ny lazany, ka dia nentin'ny olona tany aminy ny marary rehetra, izay azon'ny aretina maro samy hafa sy ny fangirifiriana, dia ny demoniaka sy izay mararin'ny androbe ary ny mararin'ny paralysisa, ka nahasitrana ireny Izy.

Vakio ny toko manontolo Matio 4

Jereo Matio 4:24 amin'ny teny manodidina.