Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 4:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha mbola nandroso Izy, dia nahita olona mirahalahy hafa koa, dia Jakoba zanak'i Zebedio, sy Jaona rahalahiny, izay niara-nipetraka tamin'i Zebedio rainy teo an-tsambokely ka namboatra ny haratony; ary niantso azy mirahalahy Izy.

Vakio ny toko manontolo Matio 4

Jereo Matio 4:21 amin'ny teny manodidina.