Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 3:3 Malagasy Bible (MG1865)

Fa izy no ilay nampilazaina an'Isaia mpaminany hoe: Injany! misy feon'ny miantso mafy any an-efitra hoe: Amboary ny lalan'i Jehovah, Ataovy mahitsy ny lalan-kalehany (Isa. 40. 3).

Vakio ny toko manontolo Matio 3

Jereo Matio 3:3 amin'ny teny manodidina.