Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 3:12 Malagasy Bible (MG1865)

eny an-tànany ny fikororohany, ary Izy hanadio tsara ny eo am-pamoloany ka hanangona ny variny ho any an-tsompitra; fa ny akofa sy ny mololo hodorany amin'ny afo tsy mety maty.

Vakio ny toko manontolo Matio 3

Jereo Matio 3:12 amin'ny teny manodidina.