Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 28:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny anjely namaly ka nilaza tamin'ny vehivavy hoe: Aza matahotra ianareo; fa fantatro fa Jesosy, Izay efa nohomboana tamin'ny hazo fijaliana, no tadiavinareo.

Vakio ny toko manontolo Matio 28

Jereo Matio 28:5 amin'ny teny manodidina.