Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 28:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary, indro, nisy horohorontany mafy; fa nisy anjelin'ny Tompo nidina avy tany an-danitra, dia nankeo ka nanakodia ny vato, dia nipetraka teo amboniny.

Vakio ny toko manontolo Matio 28

Jereo Matio 28:2 amin'ny teny manodidina.