Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 27:26 Malagasy Bible (MG1865)

Ary dia nandefa an'i Barabasy ho an'ny olona izy; fa Jesosy nasainy nokapohina, dia natolony mba hohomboana tamin'ny hazo fijaliana.

Vakio ny toko manontolo Matio 27

Jereo Matio 27:26 amin'ny teny manodidina.