Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 27:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha hitan'i Pilato, fa tsy nahaleo ditra aza izy, fa vao mainka nandroso ihany aza ny tabataba, dia naka rano izy ka nanasa tanana teo anatrehan'ny vahoaka ary nanao hoe: Afaka amin'ny ran'ity Lehilahy marina ity aho, fa asa anareo.

Vakio ny toko manontolo Matio 27

Jereo Matio 27:24 amin'ny teny manodidina.