Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 26:73 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony afaka kelikely, dia nanatona izay nijanona teo ka nanao tamin'i Petera hoe: Marina tokoa fa naman'ireny ianao; fa ny fiteninao miampanga anao.

Vakio ny toko manontolo Matio 26

Jereo Matio 26:73 amin'ny teny manodidina.